Entrée (1/2) | 1 tranon' omby |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.62] trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara |
Explications en français |
4 [1.3] étable |
Vocabulaire |
5 Economie: élevage |
Mots élémentaires | 6 trano, omby |
Entrée (2/2) | 7 tranonomby |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 [1.1] Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy |
Vocabulaire |
10 Religions, Croyances |
Anagrammes | 11 nirombotan, tranonomby, tranon' omby |
Mis à jour le 2025/04/13 |
![]() |